| Entry (1/2) | 1 manetona |
| Root | 2 etona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 manetroka.
[Sihanaka]
[1.78] 5 Manetroka: Aza manetona olona. 6 Mandrara-pofona: Batao ny vary fa efa manetona. 7 Mivoaka: Misy fofona hafahafa manetona ao. [1.1] |
| Explanations in English |
8 to give off smoke, to steam.
[1.7] |
| Explanations in French |
9 émettre de la fumée, de la vapeur.
[1.8] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 14 manetòna |
| Root | 15 etona |
| Part of speech | 16 imperative of active verb manetona [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Anagrams | 17 manetona, manetòna |
| Updated on 2025/11/12 |
|