Entry etona
Part of speech   noun
Malagasy definition   setroka
¶ Gaza avy amin' ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indray
Mitovy hevitra: fofon-drano [Rajemisa 1985, Rakotosaona 1972]
English definition   vapor, smoke, steam [Hallanger 1973]
French definition   fumée, vapeur [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
   chaleur suffocante, étouffée
¶ odeur forte, parfum qui se répand au loin [Abinal 1888]
   gaz [Rajaonarimanana 1995]
Examples  
1Tamin' izany fotoana izany, kitay hazo no nitanehan-drano nahazoana etona hampandehanana ny milina. [Andraina: Mitaraina, page 67]
2Tsentsina ny orona, isaky ny fofonaina mivoaka sy miditra, sahala amin' ny mampakatra etona manempotra any an-kandrina sy any amin' ny atidoha any. [Andraina: I Vola, page 97]
Derivations  
Morphology  
etona
etoko
etonao
etony
etontsika
etonay
etonareo
eton'
eton-
etom-
eto-
Compound words, titles, names  

Entry etona
Part of speech   noun
French definition   (vapeurs, exhalaisons et, par extension, odeurs fortes, parfums capables de se répandre au loin). Nom des plantes qui dégagent une odeur très forte. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulary  
Scientific name  

Entry etoña
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] lalana, lalan-kely [Rakotosaona 1972]
Synonyms   hetoña

Updated on 2017/12/06