Entry manera (era)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Taisaka] mangata-bady [Rakotosaona 1972]
 Mitady zavatra hamidy amin' olona, manelanelana zavatra amin' ny mpividy sy ny mpivarotra: Rakoto no nanera io trano io tamiko
¶ Manelanelana, mitaona vehivavy iray hisakaiza amin' ny lehilahy iray
Mitovy hevitra: manangy [Rajemisa 1985]
English definition to provide a woman for immoral purposes [Hallanger 1973]
French definition procurer une femme; jouer l'intermédiaire [Hallanger 1974]
Morphology 
manera
nanera
hanera
manerà
Examples Ny mikiomy, ny manera vadin' andriana, ny mangaron-dapa, ny mandefona andriana, ny mandrendri-bahoaka, ny mitondra tany mitindra, ny mamono olona, ny ma nao ody mahery. [Callet: Tantara]

Entry manerà (era)
Part of speech imperative of active verb manera [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]

2012/07/11