Entry manendy (endy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mahandro zavatra amin' ny menaka fa tsy amin' ny rano: Manendy akoho ao anaty vilany [Rajemisa 1985]
English definition to fry [Hallanger 1973]
French definition faire frire [Hallanger 1974]
Morphology 
manendy
nanendy
hanendy
manendasa, manendaza
Examples manam-boanjo ka tsy mba manendy [Fox: Hainteny, number 367]

Entry Manendy
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Malagasy definition Anarana foko anankiray mpanao ny raharahan' ny Andriamanjaka fahiny [Rajemisa 1985]
Examples 
1Ny Manendy roa tonta, Anosivola sy Anativolo dia samy tarana-bazimba. [Randriamamonjy: Tantara, page 38]
2Nisy tobin' ombin' andriana tany tamin' izany, namanan' ny Manendy maromaro izay hovalahy iray no nifehy azy. [Andraina: Mitaraina, page 108]

2017/06/11