Entry endy
Part of speech noun
Malagasy definition Fandrahoan-kanina maina tsy misy rano fa asiana menaka: Tsara endy ve ny hena, rankizy? [Rajemisa 1985]
English definition anything fried [Hallanger 1973]
French definition friture, grillade [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 rôti, torréfaction [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples Hanina mantamanta rehefa avy nafanafanaina, atao lamolety, ahandroina amin' akorany, vakina fotsiny dia atao endy manta-manta. [Rakotozafy: Ratsimba, page 8]
Quotes 

2017/07/02