Entry manefa adidy
Elementary words manefa ; adidy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Manatanteraka adidy tsy maintsy atao [1.1]
Vocabulary 
Synonyms manao adidy ~ mandray adidy ~ miantsoroka adidy

Updated on 2023/06/08