|
|
|
|

Entry (1/2)1  manda
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Rindrim-bato na rindrim-by, na tamboho avo tsotra, manodidina toerana iray tiana harovana amin' ny fahavalo: Tsy laitra nanihina ilay manda
Olona mpiaro: Izy no mandan' ny madinika [1.1]
Explanations in French  4  fortification, rempart
protecteur [1.3]
Examples  5  Ny famonjeny no ataony mandany sy manda ivelany. [2.996]
6  raisin' ny nitety aloha ny tohatra hiakarana ny manda. [2.270]
Derivatives 
Passive verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words 

Entry (2/2)12  mandà
Root  13  la
Part of speech  14  active verb
Explanations in Malagasy  15  tsy manaiky [Taisaka] [1.78]
16  Milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: Mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho
Tsy mandray: Mandà ny fahagagana izy
Milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: Izaho manda an' i Satana
Mivadika: Mandà ny teny napetrany izy. [1.1]
17  (matoanteny transitifa, endrika aktiva) Tsy afaka NANDA izy, fa tsy azo NOLAVINA mihitsy ny porofo [1.10]
18  milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho
tsy mandray: mandà ny fahagagana izy
milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: izaho mandà any Satana
mivadika: mandà ny teny napetrany izy [1.1]
Explanations in English  19  to refuse; to deny [1.2, 1.7]
20  to reject [1.2]
Explanations in French  21  refuser [1.3, 1.5, 1.8, 1.6, 1.14]
22  nier [1.3, 1.5, 1.8, 1.6]
23  désapprouver, renier, rejeter, méconnaître. Nanda ny teny napetrany izy: il a renié ses promesses. Nanda ny rainy aman-dreniny izy: il a rejeté ses parents [1.3]
Explanations in Italian  24  negare. Nanontany aho raha izy ni nilaza izany, dia nanda izy: io ho domandato se egli avesse detto cio, ma ha negato
rifiutare. Nangataka fanampiana taminy izahay fa nanda izy: noi gli abbiano chiesto aiuto ma egli ha rifiutato [1.18]
Examples  25  manda famaizana ny mpanota; [2.996]
Morphology 
26  Present :
27  Past :
28  Future :
29  Imperative :
All compound words 
Proverbs  34  Proverbs containing the word mandà

Anagrams  35 manda, mandà

Updated on 2025/09/20