Entry mandresy (resy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mihoatra, mahafaty: Nandresy ny fahavalo ny miaramila [Rajemisa 1985]
English translation to defeat, to conquer [Hallanger 1973]
French translation vaincre, conquérir [Hallanger 1974]
Morphology 
mandresy
nandresy
handresy
mandrese
Compound words, titles, names 
Examples Na iza na iza mandresy, na iza na iza resy, tsy ahoany izany. [Andraina: Mitaraina, page 188]

Entry mandresy
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka] aviavy [Rakotosaona 1975]
French translation appellation botanique: Ficus grevei [Rakotovao: Bois]
Vocabulary 
Scientific name Ficus grevei
Synonyms ampaly ~ fihany

Updated on 2020/07/31