Entry mandrandrana (randrana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamboatra ny volo lavan' ny vehivavy ho misy amboara na ampehezany telo avy izay ampidipidiriny ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatoriny hanana endrika samihafa araka ny karazana tiana hatao: randra-madinika, randran-telo, fito an' ila [Rajemisa 1985]
English translation to plait, to twist. [Richardson 1885]
 to braid [Hallanger 1973]
French translation tresser [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
mandrandrana
nandrandrana
handrandrana
mandrandràna

Entry mandrandraña
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Tambahoaka] mivaivay [Rakotosaona 1975]
French translation  [Tambahoaka] ardent [Rakotosaona 1975]

Entry mandrandrĂ na (randrana)
Part of speech imperative of active verb mandrandrana [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French translation  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31