| Entry | 1 mandrakariva |
| Elementary words | 2 mandraka, 3 hariva |
| Part of speech | 4 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
5 Tsy tapaka: Mando mandrakariva ny trano tsy mivoha varavarankely.
[1.1] |
| Explanations in English |
6 always.
[1.7] |
| Explanations in French |
7 toujours, continuellement.
[1.3] 8 toujours. [1.8, 1.5] |
| Examples |
9 Ary nandeha nihaza, hono, izy roa lahy ka nahazo hiany mandrakariva.
[2.293]
|
| Vocabulary | 10 Time |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|