| Entry | 1 mandisa |
| Root | 2 disa |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 mitoto.
[Bara, Sihanaka]
[1.78] 5 mitoto vary, ets. [Sakalava, Taisaka, Tanosy] [1.78] 6 mihosy, manosy. 7 mitoto vary. [1.1] |
| Explanations in English |
8 to pound in a mortar.
[Provincial]
[1.2] |
| Examples |
9 Farany, mandisa: izany hoe, mitoto vary tsy tapaka isan' andro (mahalankalana manko ny mitoto vary teo: indray mandeha isan-kerinandro.
[2.245#]
|
| Morphology |
|
| Synonyms | 14 mandisañy |
| Anagrams | 15 mandasy, 16 mandisa, 17 misanda |
| Updated on 2025/09/12 |
|