Entry disa
Part of speech Unspecified
Malagasy definition Enti-milaza hitsaka, hosy, fitetezana amin' ny tongotra. [Rajemisa 1985]
English definition Root word. Lisa is also used [Richardson 1885]
Derivations 

Entry disa
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] toto na fitotoana [Rakotosaona 1972]
  [Bara] toto, fitotoana [Rakotosaona 1972]
French definition  [Taisaka] action de piler [Deschamps 1936]
Synonyms lisa

Entry disa
Part of speech passive verb
Malagasy definition  [Taisaka] totoina [Rakotosaona 1972]

2012/06/20