Entry mandao (lao)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamela hijanona fa lasa mandeha: Nitomany izy nandao ny havany [Rajemisa 1985]
Explanations in English to forsake, to go away [Richardson 1885]
 to leave, to abandon [Hallanger 1973]
Explanations in French quitter, abandonner [Hallanger 1974]
Morphology 
mandao
nandao
handao
mandaova, mandaoza
Compound words, titles, names 
Examples 
1Ny vorompotsy tsy mandao omby [Fox: Hainteny, number 269]
2Tsy mandao ny tenany intsony ny fofo-pahitra hatramin' ny niasany tamin' io toerana io. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 152]
Quotes 

Updated on 2020/07/31