| Entry | 1 mandanilany |
| Root | 2 lanilany |
| Part of speech | 3 active verb |
| Examples |
4 Faly ery Ramatoa fa tsy nandanilany vola ny vadiny;
[2.470]
5 Ny tany tsy sahiran-drano dia mandanilany foana ny rano ao aminy. [2.445] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/07/29 |
|