Entry lanilany (lany)
Part of speech participle
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
Derivations 
Examples Dia lanilany ho azy eny foana ilay telo arivo. [Andraina: Mitaraina, page 151]

Entry lanilany
Part of speech noun
Malagasy definition Ny faritra ambony amin' ny aty vava [Rajemisa 1985]
English definition the extremity of the jaw [Richardson 1885]
 the palate of the mouth [Hallanger 1973]
French definition le palais de la bouche [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Vocabulary 
Examples Ny molotra, ny lanilany, ny takolaka kila daholo; [Andraina: I Vola, page 97]
Quotes 

2017/04/06