Entry manavotra (avotra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manao izay hahavonjy olona tao anatin' ny loza na notandindomin-doza; mamonjy: Ianao, dokotera, no nanavotra ny zanakay tamin' ny fahafatesana
¶ Manafaka amin' ny fahaverezana, fanandevozana: Vitsy ny mpanompo afaka nanavo-tena taloha
¶ Mividy indray ny efa an' ny tena taloha: Mikasa ny hanavotra ilay tranoko lasan-dRajao tamin' ny herintaona aho, saingy tsy ampy kely ny volako [Rajemisa 1985]
English definition to redeem, to ransom [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French definition racheter, rançonner; sauver [Hallanger 1974]
Morphology 
manavotra
nanavotra
hanavotra
manavota
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry manavotra (avotra)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tambahoaka, Tanala] manongotra: Mañavotra kajaha i Misy (manongotra mangahazo i Misy) [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano] mamindra, manetsa [Rakotosaona 1972]
English definition To root up, to pluck up, to eradicate [Richardson 1885]
Morphology 
manavotra
nanavotra
hanavotra
Synonyms miavotra

2012/05/07