Entry | 1 manavia |
Root | 2 havia |
Part of speech | 3 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 tsy hay atao tsara amim-pahakingana: Manavia ahy ny mandrafitra fa ny mamboatra ny milina no haiko [1.10#H136] 5 Mampiasa ny tanana havia Mampanahirana, mampananosarotra, sarotra: Manavia ahy itý tohatra itý ~ Tsy manavia azy ny miteny anglisy Mahamenatra, manahirankirana: Manavia ahy io olona io [1.1] |
Explanations in English |
6 left, on the left side; to be unable to do a thing, to perplex. [1.2] 7 to be difficult or inconvenient for one [1.7] |
Explanations in French |
8 |
Examples |
9 Efa nanjary manavia aza ny fihevitra sy fiteny izany.
[2.296#]
10 Mora taitra ny lazan-javatra ka very andro amin' izany, manavia azy ny asa-tena, hany ka manantena ny hafa fa malain-kisasatra. [1.381#] |
Morphology |
|
All compound words |
|
Synonyms | 15 manaviavia |
Antonyms | 16 manavanana |
Anagrams | 17 maivana, maivaña, 18 mañavay, 19 manavia |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |