|
|
|
|

Entry1  manavanana
Root  2 havanana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mampiasa ny tanan-kavanana: Raha mbola kely ny zaza dia hita sahady na hanavanana na hanavia.
5 Mahakinga: Manavanana azy ny miteny.
6 Mahavantana, mora arahina: Manavanana ny olona itý lalana itý.
7 Tsy mahamenamenatra, tsy manahirankirana: Lazainy fa manavanana azy ny lehibe mpampiasa azy ka vonona haneho ny fanirian' ny mpiara-miasa izy.. [1.1]
Explanations in English  8 right, on the right; to be dexterous, to work with the right hand upwards in holding anything with both hands.. [1.2]
9 to be easy, to be convenient for one. [1.7]
Explanations in French  10 être facile; qu'on trouve commode. [1.8]
Examples  11  ny tahon-karavasy sy tanan-jioga no manavanana azy kokoa fa tsy zavatra hafa. [2.472]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
Antonyms  15 manavia
All compound words  16 mahay manavia manavanana
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/11