| Entry (1/3) | 1 havanana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny ila amin' ny tena mifanohitra amin' ny havia izay hitsin' ny fo: Matanjaka ny havanana / Misy maharary ato amin' ny ilako havanana.
[1.1] |
| Explanations in English |
4 the right side [mal. (tanang) kanan (?).].
[1.2] 5 the right hand or the right side. [1.7] |
| Explanations in French |
6 la droite, le côté droit, la place d'honneur.
[1.3#227] 7 le côté droit, la main droite. [1.8] |
| Examples |
8 ny nono havanana omena ny zokiny;
[2.245#]
9 ny tanany havanana mandritra alin-dahy; [2.69#] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Antonyms | 16 havia |
| All compound words | 17 7 combinations of this word |
| Proverbs | 18 Proverbs containing that word |
| Entry (2/3) | 19 havanana |
| Part of speech | 20 adjective |
| Explanations in Malagasy |
21 Mahay, kinga: Havanana amin' ny sary Rakoto.
[1.1] |
| Explanations in English |
22 right-handed; adroit, able.
[1.7] |
| Explanations in French |
23 qui est habile, qui sait faire.
[1.3#227] 24 qui travaille de la main droite; droitier. [1.8] |
| Entry (3/3) | 25 havanana |
| Part of speech | 26 adjective |
| Explanations in French |
27 qui est supérieur en grade à un autre.
[1.3#227] |
| Updated on 2025/11/11 |
|