|
|
|
|

Entry (1/3) 1  manatsaka
Root  2 hatsaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mampitovy tantana, manitsy amin' ny fanalana ny romoromo aminy, mamarana: Manatsaka taratasy [1.1]
5 mandidy sisim-boky mba hampitovy azy
6 manaisotra ny faritra tsy ilaina [1.13]
Explanations in English  7 to cut the edge regularly, to straighten, to arrange beforehand. [1.2]
Explanations in French  8 façonner
9 entailler [1.13]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  mamarana, 15  mampitovytantana, 16  manaratsaka

Entry (2/3) 17  manatsaka
Root  18 tsaka
Part of speech  19  active verb
Explanations in Malagasy  20 Mandidy, mandentika, manatrobaka amin-java-maranitra ka misy feo manokana heno avy amin' izany [1.1]
Morphology 
21  Present :
22  Past :
23  Future :
24  Imperative :

Entry (3/3) 25  manatsakà
Root  26 tsaka
Part of speech  27  imperative of active verb manatsaka [Full list]

Anagrams  manatsaka, manatsakà

Updated on 2026/03/07