Entry (1/2) | 1 mamarana |
Root | 2 farana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamita, manapitra, manisy farany: Izaho no namarana ny kabary anikeheo Manala ny romoromo: Efa namarana ny tsihy ve ianao Mampitovy tantana: Mamarana ny faharam-biriky [1.1] |
Explanations in English |
5 to cut the edges, to smooth, to make a straight edge or border. [1.2] 6 to bring to an end, to conclude [1.7] |
Explanations in French |
7 terminer, conclure [1.8] |
Examples |
8 Izany no fanao mamarana ny mandrimandrin-jiro.
[2.245#]
|
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 mamaràna |
Root | 14 farana |
Part of speech | 15 imperative of active verb mamarana [Full list] |
Anagrams | 16 mamaràna, mamarana, 17 manamara, 18 manarama, manaramà |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |