Entry | 1 manati-kabary |
Elementary words | 2 manatitra, 3 kabary |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 miteny be mamely, manao vava be, manasa vangy [1.1#1012] |
Examples |
6 Tsy atao mahagaga moa izany satria efa mandindona rahateo ny hisian’ny fifidianana. Ny ao atsinanana mampiaka-peo, ny ao andrefana tsy andatsahana, ny ao atsimo miantsoantso, ny ao avaratra manati-kabary. Toa zary lasa akoholahy maro an-drova isika ka samy te ho avo feo.
[1.368]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |