|
|
|
|

Entry1  manao tsatòka
Elementary words  2 manao, 3 tsatoka
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 manatsatoka hazo marani-doha hiaro ny fefiloha tsy ho vaky;
6 manaiky handoa antoka amin' ny vola tokony haloa izay very maina raha diso ny paik' andro tokony handoavana ilay vola [1.1]

Updated on 2025/11/17