|
|
|
|

Entry1  manao tompon-trano mihono
Elementary words  2 manao, 3 tompo, 4 trano, 5 mihono
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 enti-milaza ny olona tokony hahalala zavatra noho izy eo akaiky, nefa tsy mahalala afa-tsy amin' ny alalan' ny filazan' ny olona [1.1]

Updated on 2025/10/11