Entry mamely rarangy (vely, rarangy)
Part of speech expression
Malagasy definition mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [Rajemisa 1985]
Synonyms manao rarangy ~ mikatroka rarangy

Updated on 2020/07/31