| Entry | 1 manao manda tehezana |
| Elementary words | 2 manao, 3 manda, 4 tehezana |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 miaro zavatra na olona, ka ny tena mihitsy no atao fefy amin' izany; miaro amin' ny herin' ny tena rehetra [1.1] |
| Updated on 2025/10/11 |
|