Entry manao lalan-kitan-kisoa (tao, lalana, hita, kisoa)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza ny olona tsy mahalala afa-tsy ny lalana, na ny fomba efamahazatra falehany ihany fa tsy mba mitady hafa na vaovao; fahazarana tafahoatra tsy misy fisainana ka miverimberina tsy misy farany [Rajemisa 1985]
French translation faire comme les cochons qui suivent toujours le même chemin (revenir toujours là ou on a trouvé du plaisir) [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31