Entry manao kodia very tsihy (tao, kodia, very, tsihy)
Part of speech expression
Malagasy definition manao mosalahy mamery tena
¶ Mitono tena, manao vy very, maneha-doza, manao anjolofo, mankaha-doza, manaboamaty, mananty voina, manao mosalahy [Rajemisa 1985]
Analogues  atao kodia very tsihy

Updated on 2010/03/25