|
|
|
|

Entry1  manao jadona
Elementary words  2  manao, 3  jadona
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  manao teny tsy valiana; manao didy boraingona, manao teniko fe lehibe: Manao jadona izy raha miteny ka tsy tian' ny olona [1.1]
Explanations in French  6  exercer le despotisme [1.3#289]

Updated on 2025/09/12