| Entry | 1 manao havan' ny lahy sy havan' ny vavy |
| Elementary words | 2 manao, 3 havana, 4 lahy, 5 vavy |
| Part of speech | 6 locution |
| Explanations in Malagasy |
7 enti-milaza ny mpivady miangatra amin' ny havany avy, ka ny an' ny tena hajaina fa ny an' ny iray kosa tsy raharahaina.
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|