|
|
|
|

Entry 1  ditsika
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Misy zavatra ao anaty maso: Ditsika aho ka andraso kely aloha
4 Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita: Ditsika ny masoko ka mitete ranomaso
5 Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso [1.1]
Explanations in French  6 [Tankarana] poussière dans l'oeil. [1.19]
7 Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu
8 (ivrogne) ébloui par l'alcool
9 terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal [1.3]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Other spellings  25 ditsoka
Synonyms  26 dintsika
Combinations  27 manao amboa ditsika
Proverbs  28  Proverbs containing that word

Anagrams  29 ditsaky, ditsika, 30 katsidy, 31 tsidika

Updated on 2026/03/07