|
|
|
|

Entry1  manao alasafay
Elementary words  2  manao, 3  ala safay
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nanao alasafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1]
Explanations in English  6  to trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. [1.2]
Synonyms  7  miala safay, misafay

Updated on 2025/09/12