|
|
|
|

Entry 1  manan-tsaina
Elementary words  2 manana, 3 saina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 afaka hahatakatra hevitra mora foana; na mora mahay zavatra ianarana [1.1]
Examples  6  Olona manantsaina sy fahazotoana no tadiavina ho amin' izany raharaha izany. [1.38#150]
7  Aoka hihaino ny hendry, dia hitombo fahalalana izy; ary ny manantsaina, hahalala torohevitra feno fahamalinana, [2.996]
Analogs  8  haingan-tsaina, 9  kinga saina, 10  lalin-tsaina, 11  lava oroanana, 12  mahira-tsaina, 13  malady saina, 14  malala-tsaina, 15  manam-panahy, 16  marani-tsaina, 17  mato-tsaina, 18  matsilo saina, 19  tangolo-tsopaka

Anagrams  20 amintsanana, manan-tsaina, 21 masin-tanana

Updated on 2026/04/22