|
|
|
|

Entry1  marani-tsaina
Elementary words  2 maranitra, 3 saina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 mahataka-javatra sy haingam-piheverana amin' ny mety hatao; matsilo saina, malaky mahataka-javatra [1.1]
Examples  6  nefa raha tsy mpianatra tena maranitsaina tokoa, dia tsy antonona ny hankany. [2.332#]
Proverbs  7  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02