| Entry (1/2) | 1 mananika |
| Root | 2 anika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandeha miakatra eny ambony: Mananika tendrombohitra
5 Manamy, mamely: Manani-bohitra 6 Efa manatona ny taona faha...: Mananika ny fahadimampolo taonany izy. [1.1] |
| Explanations in English |
7 to climb up something, to ascend; to attack a town;
8 fig.: to attempt to do a difficult thing. [1.2] |
| Explanations in French |
9 grimper
[1.13] |
| Examples |
10 Efa mananika ity ny trambo, mananika hatraty an-dapa!
[2.528#]
11 Mba efa nanomboka ho lehibe rahateo izy, mananika ny fahatelopolon' ny taonany. [2.470] 12 Kotsa avokoa noho ny fiantsapin' ny onja mananika ny lampihazo ny fitafianay enin-dahy. [2.471] |
| Morphology |
|
| All compound words | 17 2 combinations of this word |
| Proverbs | 18 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 19 mañanika |
| Part of speech | 20 active verb |
| Explanations in Malagasy |
21 mihanika
[Sihanaka, Tambahoaka]
[1.78] 22 mitanika, manao toaka [Tambahoaka] [1.78] |
| Anagrams | 23 manakany, 24 mañanika, mananika, 25 maninaka |
| Updated on 2025/11/20 |
|