|
|
|
|

Entry (1/3)1  manangona
Root  2 angona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manao izay hahatonga olona maro amin' ny toerana iray: Manangona ny mpianatra rehetra ny lehiben' ny sekoly
5 Mamory zavatra betsaka hotehirizina: Manangona loto no raharahan-dRangahy iny
6 Mampivondrona: Nanangona ny heriny rehetra izy dia nitsambikina [1.1]
Explanations in English  7 to collect, to assemble, to gather things or persons together. [1.2]
Explanations in French  8 rassembler, accumuler [1.13]
Examples  9  Tsy maintsy manangona hery tsara amin' ny fitondrana azy an-doloha ho ery amin' ny gara, iny alina iny ihany. [2.470]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Entry (2/3)15  manangòna
Root  16 angona
Part of speech  17  imperative of active verb manangona [Full list]

Entry (3/3)18  manangona
Part of speech  19  noun
Explanations in French  20 (de manana : prendre, avoir, et gona : les coups).
21 Sakoanala villosa R.Vig. (Fabaceae).
22 Bois sans grand intérêt. Voir aussi sakoanala. [Tankarana] [1.196]
Vocabulary  23  Botany
Scientific name 

Anagrams  25 manangano, manangona, manangòna, 26 manongàna, manongana

Updated on 2025/11/27