| Entry (1/2) | 1 manandrina |
| Root | 2 handrina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mijery tsara manatrika amin' ny maso feno fandrahonana
5 Manohitra [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be excited or aroused, so as to look earnestly at, as if preparing for answering or resisting; to be on one's mettle.
[1.2] |
| Explanations in French |
7 regarder en face, avec colère, résister, tenir tête
[1.3] |
| Examples |
8 Fiovàna lehibe teo amin' ny Malagasy izany fahasahiana manandrina ny fahefàna misy ary mijoro amin' izay heverin' ny sainy fa marina
[2.366#47]
|
| Morphology |
|
| All compound words | 13 hanandri-bary |
| Entry (2/2) | 14 manandrìna |
| Root | 15 handrina |
| Part of speech | 16 imperative of active verb manandrina [Full list] |
| Anagrams | 17 manandrìna, manandrina, 18 manindràna, manindrana |
| Updated on 2025/11/20 |
|