Entry manandra (tandra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manongotra amin' ny tandra [Rajemisa 1985]
Morphology 
manandra
nanandra
hanandra
manandrĂ 

Entry manandrĂ  (tandra)
Part of speech imperative of active verb manandra [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French translation  [Abinal 1888]

Entry manandra
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Bara] midio, manohitra ny ratsy vita [Rakotosaona 1975]

Entry manandra (tandra)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Bara] manome [Rakotosaona 1975]
 Manao fanomezana ho an' ny zaza iray mbola tsy teraka na zaza marary mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy [Rajemisa 1985]

Entry Manandra
Part of speech name (toponym) [full list]
French translation rivière de la préfecture de Tamatave [Rajemisa 1966]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31