Entry manampona (tampona)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mahavoa, mahatratra eo an-tampony tsara: Nanampona ny tendron' ilay hazo tsara ny vato
¶ Mijery zavatra ambany toerana avy eny ambony: Avy teny Mandràka aho no nanampona an' i Sabotsy
¶ Tonga tsara eo an-tampony: Nanampona ny tamin' ny roa ambin' ny folo no niainga izy [Rajemisa 1985]
Morphology  
manampona
nanampona
hanampona
manampòna

Entry manampona
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tambahoaka] manomboka [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] manomboka (raharaha) [Rakotosaona 1972]

Entry manamp├▓na (tampona)
Part of speech   imperative of active verb manampona [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French definition   [Abinal 1888]

Updated on 2013/03/19