Entry manam-pahefana (anana, efa)
Part of speech expression
French definition autorité, personnage officiel [Rajaonarimanana 1995]
Examples 
1Hafahafa izany tantaran' ialahy izany, ka hangataka ora amin' ny manampahefana ambony aho. [Andraina: Mitaraina, page 250]
2Toa tsy manampahefana amin-janany intsony Ramatoa Rasoa, niatomboka tamin' izay. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 85]
Quotes 

2013/12/20