| Entry | 1 manala zaza |
| Elementary words | 2 manala, 3 zaza |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 manao izay hahafahan' ny zaza mbola tsy tonga volana ao an-kibo; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany.
[1.1] |
| Explanations in English |
6 to bring about an abortion.
[1.7] |
| Explanations in French |
7 se faire avorter ou faire avorter.
[1.3] 8 faire un avortement. [1.8] |
| Vocabulary | 9 Health |
| Synonyms | 10 manary zaza |
| Antonyms | 11 manangan-jaza |
| Updated on 2025/11/02 |
|