| Entry | 1 manangan-jaza |
| Elementary words | 2 manangana, 3 zaza |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 milaza ampahibemaso na eo amin' ny fanjakana fa io zaza io dia ho anisan' ny handova azy; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona dia zanahina ka mahazo mandova ny fananan' ny tena.
[1.1] |
| Examples |
6 ... raha mananganjaza na manary zaza manome volatsivaky
[2.48]
|
| Antonyms | 7 manalan-jaza, manary zaza |
| Updated on 2025/11/02 |
|