Entry manaiky befahatany (aiky, be, fahatany)
Part of speech expression
Malagasy definition manaiky izay lazaina aminy, tsy ampiheverana fa an-jamba fotsiny [Rajemisa 1985]
English definition to agree blindly [Hallanger 1973]
French definition consentir aveuglĂ©ment [Hallanger 1974]
Other spellings 
Synonyms manaiky ambony ihany ~ manaiky be

2014/09/17