Entry manaiky ambony ihany (aiky, ambony, ihany)
Part of speech expression
Malagasy definition manaiky izay lazaina aminy, tsy ampiheverana fa an-jamba fotsiny [Rajemisa 1985]
English definition to agree readily to anything without consideration. [Richardson 1885]
Synonyms manaiky be ~ manaiky befahatany

2014/09/17