Entry fahatany
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Taimoro] na inona na inona [Rakotosaona 1975]
  [Taisaka] tsinontsinona [Rakotosaona 1975]
  [Bara] foana, tsy misy antony [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] foana: miteniteny fahatany [Rakotosaona 1975]
French definition  [Taisaka] sans cause, en vain, inutilement [Deschamps 1936]
Synonyms be fahatany

Updated on 2020/07/31