Entry manahy elatra (hahy, elatra)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza ny vorona mamelatra ny elany eo am-pitoerana mova tsy ny manahy azy
¶ mitanina andro na mitapy andro; ilazana koa ny tsy manan-katao fa malaina sy kamo [Rajemisa 1985]
English definition used in speaking of birds or locusts drying their wings. [Richardson 1885]
Vocabulary 

2013/03/19