|
|
|
|

Entry1  mamy hoditra
Elementary words  2  mamy, 3  hoditra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  tiam-bahoaka, tian' ny mpiara-monina [1.1]
Explanations in English  6  popular [1.7]
Explanations in French  7  populaire, bien aimé [1.8]
Examples  8  Mpanjaka lehibe mamy hoditra tamin'ny vahoakany Ravahiny. [2.508]
Antonyms  9  mangidyhoditra

Updated on 2025/09/12