Entry mamporisika (risika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitaona, mitarika, manaitra [1.13]
Explanations in English To incite, to encourage [1.7]
Explanations in French Stimuler, inciter, encourager [1.8]
 Inciter, exciter [1.13]
Examples 
1Mamporisika anao mihitsy aho. [2.529]
2Faharoan'izany, ry Dama: aza manaran-kavana, ary aza mamporisika ny mpanompo. [2.298]
Morphology 
Present : mamporisika
Past : namporisika
Future : hamporisika
Synonyms mampirisika
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2022/09/06