|
|
|
|

Entry 1  mampihoron-koditra
Elementary words  2 mampihoro, 3 hoditra
Part of speech  4  locution
Explanations in French  5 donner la chair de poule [3.1]
Examples  6  Nanonofy ratsy indray izy dia nofy faran'izay mampihoron-koditra indrindra. [2.895#115]
7  Feo mampatahotra sy mampihoron-koditra no antsain' ny zava-boahary ao anatin' ny alina. [2.471#71]
8  Ary moa tsy mampihoron-koditra ve ny mijery tovolahy, vao vaky maso, nefa mianjonanjona amin' ny fotsy volo? [2.285#108]

Updated on 2026/02/26