Entry mamorona (forona)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mampisy, manao amin' ny tsy misy: Andriananahary no namorona an' izao tontolo izao
¶ Manao, manamboatra: Namorona sary mahafinaritra izy
¶ Manangana, manorina: Rehefa mamorona fikambanana dia tsy maintsy mampandre ny fanjakana
¶ Mahita: Iza indray no namorona izany hevitra an-taingina izany [Rajemisa 1985]
English translation   to form, to create, to fashion, to produce, to arrange. [Richardson 1885]
   to create; to invent; to found [Hallanger 1973]
French translation   créer; inventer; fonder [Hallanger 1974]
Morphology  
mamorona
namorona
hamorona
mamoròna

Entry mamoròna (forona)
Part of speech   imperative of active verb mamorona [list]

Updated on 2011/10/29